|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 lokanga vava |
| Singan-teny | 2 lokanga, 3 vava |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Zavamaneno tsofina, vita amin' ny tapa-by kely; ankinina amin' ny nify izy ary somary akombona kokoa ny molotra: ny rivotra avy ao am-bava no mampipararetra ilay tariby kely eo afovoany rehefa kitihin' ny fanondro.
[1.1] |
| Voambolana | 6 Feon-kira: zavamaneno |
| Renianarana |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|